Teny iditra misolifaka (solifaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mibolisatra mivilana (toy ny tsihy voahitsaky ny tongotra, ohatra) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misolifaka
nisolifaka
hisolifaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31