Teny iditra misolo voina
Singan-teny misolo ; voina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Misolo loza, manolo-tena mba hiharan' ny loza eo amin' ny toeran' ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To take someone's place in suffering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prendre sur soi les souffrances d'autrui [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16