Teny iditra misoma
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Milalao [1.78]
  [Sihanaka, Tanala] Milalao, misangy: Misoma amin-jaja: ka laha tsy tay ka amany [1.78]

Teny iditra misoma
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Manafosafo [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31