Teny iditra | misomalantsiatra (somalantsiatra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitriatriatra, mitsiatsiaka, vakivaky, mitsefatsefaka: Misomalantsiatra ny hoditra rehefa maina ka mandrivotra ny andro [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |