Teny iditra misomaritaka (somaritaka (saritaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Be raharaha manketsy mankeroa, miheninkenina, mipenimpenina be ihany: Misomaritaka ny ankizy fa ho tonga avy any andafy ny rainy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misomaritaka
Ny lasa : nisomaritaka
Ny hoavy : hisomaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20