Teny iditra misondro-dra (sondrotra, ra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miakatra any an-doha ny ra
¶ tezitra izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be very angry, to faint: lit. the blood rushes up. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay dont le sang monte à la tête
¶ irrité [Abinal 1888]

2012/06/20