Teny iditra misondrotra ny rano (sondrotra, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana fa mitombo ny rano eny amin' ny ony na renirano [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07