Teny iditra misonga (songa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misonga
Ny lasa : nisonga
Ny hoavy : hisonga
Tovy hevitra misongasonga
Kamban-teny 

Teny iditra misonga (songa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitombo na manonga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Croissant [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11