Teny iditra misosoka (sosoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be mended or darned; to intrude into things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misosoka
Ny lasa : nisosoka
Ny hoavy : hisosoka
Filaza mandidy : misosoha
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20