Teny iditra misotro rano tsy tiana (sotro, rano, tia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny reny miaritra fihafiana mafy eo am-piterahana ny zanany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/21