Teny iditra | misotro ron-danitra | |
Singan-teny | misotro ; ro ; lanitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha milanjalanja loha, milanja loha miavonavona, manao tsinontsinona ny torohevitra omena azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |