Teny iditra misotro tsilaky (sotro, tsilaky)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy vonona na sahy hanao zavatra tsy matahotahotra na menamenatra [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
misotro tsilaky
nisotro tsilaky
hisotro tsilaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31