Teny iditra misotry
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] ambany toetra [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mahantra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra misotry
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mitady, mila: Misotry loza [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01