Teny iditra mitabataba (tabataba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba
¶ Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be noisy, to be clamorous, to bustle; to talk merrily. [Richardson 1885]
 to be noisy; to raise a clamor; to be disorderly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faire du tapage; troubler l'ordre public [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitabataba
nitabataba
hitabataba
mitabatabà
Teny mitovy hevitra mikotabataba
Ohatra nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo. [Andraina: Mitaraina, takila 188]
Teny nalaina 

Teny iditra mitabatabà (tabataba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitabataba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/21