Teny iditra mitabiha (tabiha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mirehareha [1.78]
Fanazavàna teny anglisy To march with state and pride. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitabiha
Ny lasa : nitabiha
Ny hoavy : hitabiha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31