Teny iditra mitaboretaka (taboretaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka mibotetaka, mietsy, miletsy: Nitaboretaka ilay kisoa azon' ny taviny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaboretaka
Ny lasa : nitaboretaka
Ny hoavy : hitaboretaka
Filaza mandidy : mitaboretaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20