Teny iditra mitaditady (taditady (tady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Asa angaha na nohafaran' i Vola koa izy hitaditady ahy rahefa mivoaka. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaditady, mitaditadin', mitaditadin-, mitaditadim-
Ny lasa : nitaditady, nitaditadin', nitaditadin-, nitaditadim-
Ny hoavy : hitaditady, hitaditadin', hitaditadin-, hitaditadim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20