Teny iditra mitafitafy (tafitafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivoha sasaka; sady tsy mikatona no tsy midanadana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be ajar, to be half open (of doors and windows) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être entr'ouvert (porte) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitafitafy
nitafitafy
hitafitafy

2012/09/21