Teny iditra mitafy (tafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manarona ny tena amin' ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjaka amin' izao
¶ Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan' ny vehivavy malagasy mitafy lamba! [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to dress; to wear the Lamba. [Richardson 1885]
 to dress, to wear clothes [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se vêtir, porter tel vêtement [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitafy
nitafy
hitafy
mitafia
Teny nalaina 

2012/09/21