Teny iditra mitaha (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra)
¶ Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be compared, to compare oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mitaha
nitaha
hitaha
mitahà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mitaha
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mitady [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mitaha (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Tambahoaka] mitsabo [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka, Taisaka] mitsabo marary [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra mitahà (taha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaha [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/21