Teny iditra | mitahia fa lasan-ko razana | |
Singan-teny | mitahia ; lasa ; ho ; razana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny tenenina ataon' ny olona miresaka ka manonona ny anaran' olona efa maty amin' ny andro alina [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |