Teny iditra mitahiry an-karon-doa-body (tahiry, harona, loaka, vody)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/17