Teny iditra mitahy (tahy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manampy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] manampy: Aja mañano rañavavy tahi-mitañy ijy ombaña koa ñ'mañenga takoboke (aza manao fafotsibe omba-mitomany ka izy ampiana indray ni mibata vilany) [Rakotosaona 1972]
   Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin' ny fahafahany teo ampelatanan' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitahy
nitahy
hitahy
mitahia

Teny iditra mitahy (tahy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to bless [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   bénir [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/21