Teny iditra mitaika (taika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milatsaka tsirairay ny vongan-dranonorana, mipatraka: Mitaika ny orana ka andeha isika hody [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaika
Ny lasa : nitaika
Ny hoavy : hitaika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05