Teny iditra mitaikataika (taikataika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha somary mitsamboamboatra, ny tanana sy ny tongotra amin' izany mikipilipily [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitaikataika
Ny lasa : nitaikataika
Ny hoavy : hitaikataika
Filaza mandidy : mitaikataikà

Teny iditra mitaikataikà (taikataika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaikataika [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20