Teny iditra mitaingina (taingina)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miakatra na mipetraka eny ambony: Mid [...]
¶ Mipetraka eo ambony na ao anaty fiara ma [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to sit astride, to ride on [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   se mettre à califourchon sur, être à califourchon sur; être assis sur [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitaingina
nitaingina
hitaingina
mitaingena
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/21