Teny iditra | mitaintaina (taintaina (taina)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitebiteby amin' izay hiseho: Nitaintaina izaitsizy izahay teo am-piandrasana ny fiaramanidina [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be in a hurry [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir hâte, être pressé [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |