Teny iditra mitakiboka (takiboka (kiboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Feno mibontsina, mizihitra
Voahidy, mihandrona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitakiboka
Ny lasa : nitakiboka
Ny hoavy : hitakiboka
Filaza mandidy : mitakiboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20