Teny iditra mitakoko (takoko)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe
¶ Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy
Mitovy hevitra: mamokaiky ~ mandoroka ~ mangetoka ~ manjokaiky ~ manjonitra ~ manjoretra ~ mijakoko ~ mijakoretra ~ mijamoka ~ mitokiky ~ mivokaiky [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [Richardson 1885]
   to squat; to sit disconsolately [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'accroupir; avoir une posture attristé [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitakoko
nitakoko
hitakoko
mitakokoa
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/23