Teny iditra mitalaboboka (talaboboka (boboka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Be dia be, zavon-tany (ohatra ny vahoaka mihahohaho, na ny valala, na ny fasika...) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être en grand nombre, comme une foule, des sauterelles, du sable [Abinal 1888]
Endriteny 
mitalaboboka
nitalaboboka
hitalaboboka

2019/05/12