Teny iditra mitalagaga (talagaga (gaga))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiseho figagana izaitsizy: Nitalagaga izy nahita ity vy be miainga avy ety ambonin' ny tany dia miakatra eny ana habakabaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be struck with amazement [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être étonné, ébahi [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitalagaga
nitalagaga
hitalagaga
mitalaga
Teny mitovy hevitra mitolagaga

Teny iditra mitalaga (talagaga (gaga))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao [fitanisana]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31