Teny iditra mitalanjona (talanjona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Migaga variana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be amazed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'étonner, être en admiration [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitalanjona
nitalanjona
hitalanjona
mitalanjòna

Teny iditra mitalanjòna (talanjona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitalanjona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Mijanòna ianareo, ka mitalanjòna, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo! [Baiboly: 29:029:009/Isaia 29:9..]

2013/05/14