Teny iditra mitalapetraka (talapetraka (petraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry ny tongotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mipetraka [Richardson 1885]
 to sit crosslegged [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'asseoir en croisant les jambes [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitalapetraka
nitalapetraka
hitalapetraka
mitalapetraha
Teny nalaina 

2013/05/14