Teny iditra mitambaby (tambaby (baby))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity
Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty
Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lean on a block of wood, to lie on a wall. [1.2]
Ohatra Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitambaby
Ny lasa : nitambaby
Ny hoavy : hitambaby

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20