Teny iditra mitambatra (tambatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
¶ Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity
¶ Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [Rajemisa 1985]
   tsy misaratsaraka [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   to join, to be together [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être joint; être réunis: être additionné [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   en bloc [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mitambatra
nitambatra
hitambatra
mitambara
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/22