Teny iditra mitamberina (tamberina (verina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha dia miverina
Mivezivezy, mivoivoy
Mihodinkodina eo an-toerana ihany [1.1]
Ohatra Mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitamberina
Ny lasa : nitamberina
Ny hoavy : hitamberina
Filaza mandidy : mitamberèna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20