Teny iditra mitambesatra (tambesatra (vesatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To weigh upon; to be heavily burdened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi) [1.3]
 Peser dessus [1.8]
Ohatra 
1Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany. [2.470]
2Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitambesatra
Ny lasa : nitambesatra
Ny hoavy : hitambesatra
Filaza mandidy : mitambesara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20