Teny iditra mitambezo (tambezo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitambezo
nitambezo
hitambezo
mitambezoa

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14