Teny iditra mitamondro
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mitandrina: Ny mitamondro ro aodin'ny mienjeke (Ny mitandrina no fanafody miaro tsy ho potraka) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31