Teny iditra mitampisaka (tampisaka (fisaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango
Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To shrink up of one's self, to appear flat, to press against the side of anything. See tampify (fify). [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitampisaka
Ny lasa : nitampisaka
Ny hoavy : hitampisaka
Filaza mandidy : mitampisaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14