Teny iditra mitampody (tampody (fody))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] miverina androtriny nialana ihany [Rakotosaona 1972]
   Miverina amin' ny toerana nialana ny andro niaingana ihany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to go to a place and return the same day. [Richardson 1885]
   to set out and come back the same day [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   partir en voyage et revenir le même jour [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitampody
nitampody
hitampody
mitampodia
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/23