Teny iditra mitandahatra (tandahatra (lahatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Nilahatra lava mitandavana: Arý misy trano telopolo mitandahatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to line up, to stand in line [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'aligner, se mettre en queue [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitandahatra
nitandahatra
hitandahatra
mitandahara
Ohatra Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 103]

2012/09/23