Teny iditra mitandavana (tandavana (lava))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitandavana
Ny lasa : nitandavana
Ny hoavy : hitandavana
Tovy hevitra tomandavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20