Teny iditra mitangazona (tangazona (tana, hazona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitana, mihazona: Nitangazona ny akanjony ilay kirihitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitangazona
nitangazona
hitangazona
mitangazòna
Ohatra Rahefa mitolona omby ny olona, avy aty an-kavian' ilay biby no miditra ary tonga dia mitangazona amin' ny vozony izay terena amin' ny heliky ny tena havia. [Andraina: Mitaraina, takila 72]

Teny iditra mitangazòna (tangazona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangazona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/14