Teny iditra mitangitrika (tangitrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milentika ao anaty
Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin' ny hozadra ny ra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitangitrika
Ny lasa : nitangitrika
Ny hoavy : hitangitrika

Teny iditra mitangitrika
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mihazakazaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31