Teny iditra mitango (tango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo
Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [1.1]
  [Bezanozano] Mioty, mitsongo [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitango
Ny lasa : nitango
Ny hoavy : hitango
Filaza mandidy : mitangosa
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25