Teny iditra mitangongo (tangongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivory betsaka miavosa na mivory betsaka mifanakaiky mifanizina: Jereo ireto vitsika mitangongo akaikin' ny fitoeran-tsiramamy [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mivangongo [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mitangongo
nitangongo
hitangongo
mitangongoa
Teny nalaina 

2010/05/14