Teny iditra mitangopetaka (tangopetaka (hopetaka (petaka)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetaka be toy ny fotaka mifotetaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitangopetaka
Ny lasa : nitangopetaka
Ny hoavy : hitangopetaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20