Teny iditra mitangorona (tangorona (horona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona
Mitovy hevitra: mamorom-potsy ~ manao faribolana ~ manao lahirodona ~ miady hihy ~ mifanesika ~ mifanety ~ mifanitsa-kitro ~ mifanizina ~ mihahohaho ~ mihalohalo ~ mikatona ~ mivotretrika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to surround, to encircle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se réunir tout autour, encercler; s'attrouper [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitangorona
nitangorona
hitangorona
mitangoròna

Teny iditra mitangoròna (tangorona (horona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangorona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/23