Teny iditra mitangy (tangy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] manome tangy [Rakotosaona 1972]
   Mikarama, mandray vola na fanomezana mba hanekena hiray amin' olona [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mitangy
nitangy
hitangy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14